Sosialy

Andohotapenaka I Trano 11 may, lasa lavenona ny vola 2 tapitrisa Ar


  • Zoma 22 Mey 2020

Nitrangana hain-trano tetsy Andohotapenaka I afak'omaly alarobia tokony ho tamin’ny 08 ora maraina.

 

 

 

Vokatry ny fandrehetana afon- tsaribao nataona lehilahy iray saika hahandro sakafo maraina no niandohan’ny afo ka nahakasika ny trano hazo izany. Trano hazo miisa 10 sy trano biriky iray no may vokatr’izany ary saika kila tao avokoa ny ankamaroan’ireo entana rehetra. Vola mitentina 2 tapitrisa Ar ihany koa no lasa lavenona tamin’izany, niampy ireo fanaka maro samihafa. Naharitra ora roa vao voafehy ny afo ka anisan’ny nifanome tanana tamin’izany ireo fokonolona teny amin’mny manodidina sy ny mpitandro ny filaminana.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT