Sosialy

Filohan’ny HAFARI Miantso ny filohan’ny ANTM hifanaja fa tsy hifanaratsy


  • Sabotsy 23 Mey 2020

Miantso ny filohan’ny ANTM hifanaja fa tsy hifanaratsy ary samy hanao izay hampandeha ny asa sahaniny ny filohan’ny fikambanana Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

 

 

 

 

 Misy mantsy ny fanaratsiana amin’ny alalan’ny tambajotran-tserasera facebook mikasika ny fitsaboana nentim-paharazana tanterahin’ny FITRAMA hataon’ny sasany amin’izao ka nanitsian’ny filohan’ny hafari izany fomba fijery izany. Manana zo hanangana fikambanana araka izay tiany ny tsirairay hoy izy fa tsy hifanerena izany. Tsiahivina moa fa efa mijoro ara-dalana ny FITRAMA ankehitriny ka ny mpitsabo nentim-paharazana Rakotondranaivo Jean Pierre no manatanteraka izany miaraka amin’ity fikambanana iray ity.

Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT