• Alarobia 15 Aprily 2020
Sosialy.Lanto Rakotomanga Ho saziana izay tratra manodinkodina ny Vatsy Tsinjo

Olona 7500 amin'ny 38 000 no efa nahazo ny Vatsy Tsinjo eny amin'ny boriborintany faharoa Antananarivo renivohitra hatry ny omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Sosialy.Paska hafakely Nidina avokoa ny vidin’entana

Anisan’ny fety tena manan-danja ho an’ny isan-tokantrano ny fetin’ny Paska. Tamin’ity indray mitoraka ity anefa dia niavaka izany noho ny fahasahiranana nateraky ny fihibohana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Sosialy.Fizarana vola fisotroan-drorono Hanomboka ny 17 aprily izao

Hanomboka ny zoma 17 aprily izao ny fizarana ny vola fisotroan-dronono ka ho an’ny faritra Analamanga sy Atsinanana ary Matsiatra ambony moa no

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Sosialy.Toamasina Hitokona indray ireo mpamily Tuk Tuk

Saika miverina amin’ny fiainany an-davanandro ny rehetra ao Toamasina I , misokatra ny tsena ,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Sosialy.Haintrano Olona 120 traboina any Farafangana

Tafakatra 120 isa ireo olona traboina ao Farafangana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Aprily 2020
Sosialy.Ambohidratrimo Hahazo fanampiana ireo kaominina rehetra

Hahazo fanampiana avokoa ireo kaominina miisa 24 mandrafitra ny

Hamaky ny tohiny
FTT