• Alarobia 15 Aprily 2020
Sosialy.Fizarana fanampiana Mampiaka-peo ny eny ambany tanàna

Tanteraka amin'ny mponina eny Andavamamba ilay fitenenana hoe : niandry vasoka no sady nanantena tsy misy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Sosialy.Mpanjaitra an-tsena Tsy misy intsony ny mpanjifa

Velon-taraina tanteraka ireo mpanjaitra an-tsena etsy Ambodin’Isotry amin’izao fotoana izao noho ny tsy fisian’ny mpanjifa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Sosialy.Legioma sy voankazo Efa amidy "en ligne" ihany koa

Ankoatra ireo kojakoja ilaina amin’ny fiainana andavanandro toy ny savony, ny siramamy, ny vary….

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Sosialy.Vatsy ho an’ny mpanao gazety Fandraisana anarana aloha no vita omaly

Ny zoma lasa teo, mpanao gazety miisa 400 no nisitraka vatsy fanampiana avy amin` ny governoran` ny faritra Analamanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Sosialy.Vatsy tsinjo sy PAM Afangaron'ny olona fa noana izy

Tena sahirana ny olona ka raisiny ambangovangony ny tenin'ny filoha. Mizara fanomezana isam-pokontany ny fitondrana ka ny komity isaky ny vakim-paritra tarihin['ny sefony no manao izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Aprily 2020
Sosialy.Benenitra Kisoa 100 isan’andro no maty

Mirongatra ny aretina pesta kisoa, na ramoletaka, any amin’ny distrikan` i Benenitra.

Hamaky ny tohiny
FTT