Sosialy

Lac Alaotra Ambatondrazaka Mitontongana ny vidim-bary


  • Talata 26 Mey 2020

Mitongana izay tsy izy ny vidim-bary amin’izao fiakaram-bokatra izao any Ambatondrazaka sompitr’i Madagasikara.

 

 

Milatsaka hatrany amin’ny 600 ariary any mihitsy ankehitriny ny vidin’ny vary akotry iray kilao raha tokony ho any amin’ny 750 a na 800 ar izany amin’ny tena izy. Very hevitra noho izany ny tantsaha mpamokatra fa tsy mety hiakatra amin’io 600 a io mihitsy ireo mpanangom-bokatra maka ny vary any an-toerana ka dia mihenahena tsy mety mamokan’ny vokany koa izy ireo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT