Sosialy

Mahajanga Lehilahy roa maty nananto-tena


  • Talata 26 Mey 2020

Nahoraka be tao an-tanànan’i Mahajanga ny nisian’ny lehilahy roa maty samy nananto-tena ambony hazo avokoa.

 

 

 

 

 

 Ny iray dia tovoloha mbola vao tanora hiringiriny tokoa fa vao 20 taona monja nefa notaizana aretina hafahafa ka rehefa alina dia ohatran’ny misy fanahy ratsy mitarika azy hivoaka any ivelan’ny tranony izany foana. Tsy tantiny intsony izany nony farany ka tapa-bolana lasa izay tapakevitra ny hamono-tena izy ka nananto-teny teo ambony hazo ka tapitra ny ainy. Ny lehilahy faharoa kosa dia mbola tapakevitra koa ny hananto-tena tamin’ny famatorany ny tendany teo ambony hazo ny zoma lasa teo rehefa nokarohin’ny polisy sy nanaovany savahao satria fantatra fa avy namono ny vadiny tamin’ny antsy izy tamin’ny alarobia lasa teo ihany koa nefa tsy maty io vadiny io. Maty ihany koa ity lehilahy faharoa ity.

 Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT