Sosialy

Vola fisotron-dronono Afaka alaina eny amin’ny Paositra Money


  • Talata 26 Mey 2020

Manomboka ny volana Jona ho avy izao dia efa afaka alaina eny amin’ny Paositra Money ny vola fisotron-dronono.

 

 

 

Tanjona hatrany ny hanamaivana ny mety ho flaharam-be hisorohana ny mety ho fiparitahan’ny valan’aretina coronavirus. Tsiahivina fa efa misy masoivoho miisa 250 ny Paositra manerana an’i Madagasikara izay hanafaingana ny fitsinjarana izany. Amin’izao fotoana izao dia hanalafeka ny asan’ny banky indrindra hamaha ny olan’ny filaharam-be misy eny isan’andro ity Paositra Money izao efa misy tolotra maro samihafa ity.

Tsirinasolo

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT