- Alatsinainy 20 Aprily 2020
Sosialy.Mpamily taxi tsy mbola nahazo fanampiana Afaka maka ny anjarany eny amin’ny lapan’ny tanàna
Na dia efa nahatratra 5.000 isa aza ireo mpamily fiara karetsaka efa nahazo fanampiana tao anatin’izay fihibohana andiany voalohany sy faharoa naharitra iray volana izay dia mbola hanome ireo tsy nahazo ny anjarany ihany ny kaominina
Hamaky ny tohiny