• Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Vehivavy mpitandro filaminana ao Toamasina Nizara voninkazo sy arotava tamin’ny vahoaka

Tsy nanadino ny mponina ao Toamasina ireo vehivavy mpitandro ny filaminana any an-toerana omaly alahady nankalazana ny fetin’ny reny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Imerinafovoany Talatamaty Raikitra ihany koa ny ankisisika Tosika fameno

Nitohy ny ankisisika Tosika fameno toy ireo efa fahita tamina fokontany samihafa hatramin’ny niatombohan’izao hahamehana ara-pahasalamana izao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Mpampianatra Fram maty tany Ihosy Iray andro maninjitra vao vita ny taratasy hitondrana azy mody

Mpampianatra Fram iray miasa ao Ihosy ny maty tampoka noho ny fiakaran’ny tosi-dràny naheno fa anisan’ireo tafiditra ho voaray ho mpisam-panjakana izy tamin’ny herinandro lasa teo (alakamisy 04 jona 2020).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 08 Jona 2020
Sosialy.Sakafo madio sy ara-pahasalamana Mbola mila ezaka be i Madagasikara

Hitarafana ny fandrosoan’ny firenena iray ny fananany sakafo madio sy ara-pahasalamana. Raha ny eto amin’ny firenena dia mbola mila ezaka be ny fanarahana ny fenitry ny sakafo ara-pahasalamana

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2020
Sosialy.Tovolahy nisaraka tamin’ny olon-tiany Naparitany ny sary mamoafadin’ilay tovovavy

Tovovavy iray no nametraka fitoriana teo anivon’ny sampan-draharaha miady amin’ny Cybercriminalité eo anivon’ny Polisim-pirenena

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 05 Jona 2020
Sosialy.Vehivavy Malagasy any Koweit Tsy mety voavaha ny olana

Misedra olana tanteraka ireo vehivavy Malagasy niasa tany Koweit ary mbola tavela any an-toerana vokatry ny fihidin’ny sisin-tany nateraky ny fiparitahan’ny tsimok’aretina Covid 19.

Hamaky ny tohiny
FTT