- Talata 21 Aprily 2020
Sosialy.Mpanamboatra trano nianjera Vaky ny lohany, tsy tana intsony ny ainy
Vola no nivoahana ny trano kinanjo fahafatesana no hita, io no nihatra tamina raim-pianakaviana iray nandeha niasa nanamboatra trano tany amin’ny Faritra Sofia ny Alahady teo.
Hamaky ny tohiny