Sosialy

Toetry ny andro Hiakatra kely ny maripana manomboka anio


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Mbola hamirifiry ny hatsiaka rehefa maraina ato anatin'ny telo andro ho avy, raha ny fanazavan’ny sampan-draharaha mpamanatra ny mety ho toetry ny andro.

 

 

 

 

Somary hiakatra kosa anefa ny maripana na izany aza, hoy hatrany ny fanazavana. Hahatratra 19°C ka hatramin'ny 23°C ny maripana ambony indrindra. 8°C kosa ny ambany indrindra aty afovoan-tany. Efa tena ao anatin’ny vanim-potoana mamirifiry isika, izay mety hisy fiantraikany ara-pahasalamana, ka ilaina ny mitandrina hatrany.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT