• Alarobia 22 Aprily 2020
Sosialy.Notereny ho malemy ny zanany Nahazo fahafahana vonjimaika ilay ramatoa

Nahazo fahafahana vonjimaika ilay ramatoa iray 30 taona nanao fitaovana ny zanany tsy manan-tsiny mba hahazoany vola rehefa nentina teny amin’ny Fitsarana ny alatsinainy teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Sosialy.Vidin-tsolika midina Tsy mbola hita taratra eto Madagasikara aloha

Raha ny vidin’ny solintany eo amin’ny sehatra iraisampirenena dia efa latsaky ny 2 dolara amin’izao fotoana izao ny barila.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Sosialy.Mpisehatra amin’ny kanto Vatsy hatramin’ny 1000 no hozaraina

Nizara fanampiana ho an'ireo artista Malagasy avy amin'ny lafi-kanto samihafa ny teo anivon'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Aprily 2020
Sosialy.Fiahiana ara-tsosialy ho an'ny mpamily sy resevera Miara miasa ny CNaPS, UCTS ary ny TEC Company

Tontosa omaly tetsy amin’ny CNaPS Ampefiloha ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny CNaPS sy ny UCTS ary ny TEC Company ny amin’ny fametrahana GPS ireo fiara

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2020
Sosialy.Disadisam-pianakaviana Ny zanany lahy ihany no namono ilay ramatoa

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tao Miakadaza, fokontany Ambihidrakitra, kaominina Ambatomanoina distrikan’Anjozorobe ny 07 aprily lasa teo. Renim-pianakaviana iray no maty novonoin’ny zanany lahy noho ny disadisa nisy teo amin’izy mianaka.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Aprily 2020
Sosialy.Latsakemboka sy hetra samihafa Naato ny fandoavana azy ireo

Nivory niaraka tamin’ny birao maharitra eo anivon` ny Antenimierandoholona ny Praiminisitra Ntsay Christian noho ny ady amin` ny COVID-19.

Hamaky ny tohiny
FTT