Sosialy

Federasionin’ny mpanao asa tanana “Ho laharam-pahamehana ny fametrahana azy”


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Ho atao laharam-pahamehana ny fametrahana ny federasionin’ny mpanao asa tanana izay mamondrona ireo seha-pihariana miisa 114 miompana amin’izay resaka asa tanana izay,

 

 

 

 raha ny fanazavan’ny minisitry ny indostria sy ny varotra ary ny asa tanana, Lantosoa Rakotomalala, omaly. Raha ny fantatra hatreto dia mahatratra hatrany amin’ny 1.900.000 no isan’ireo vokatra manokana eo amin’izay resaka asa tanana eto Madagasikara izay. Isan’ny velon-taraina hatrany izahay, hoy ireo mpisehatra eo amin’ny asa tanana, rehefa mandalo krizy ny firenena satria satria isan’ny sehatra hiantraikan’izany voalohany ny sehatry ny fizahantany. Amin’ny ankapobeny anefa dia izy ireny no tena mameno ny fanjifana ny asan’ireo mpanao asa tanana malagasy amin’ny ankapobeny.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT