Sosialy

Antsirabe Milamindamina ny fiainam-bahoaka


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Milamindamina ihany amin’ny ankapobeny ny fiainam-bahoaka ao an-tanànan’Antsirabe Faritr’i Vakinankaratra raha ny vaovao voaray avy any an-toerana amin’ny ankapobeny.

 

 

Efa mba afaka mivoaka manao ny asa fitadiavana an-davandro ny olona raha somary nanahiran-kirana kely ihany izany nandritra izay “confinement” nifandimby izay satria saika tantsaha mpila ravinahitra miasa tenany no maro an’isa ao amin’ity tanàna ity. Efa mandeha ny zotra rejionaly any amin’ity toerana ity ankehitriny toy ny mankany Betafo sy Mandoto sns… Manaraka an-tsakany sy an-davany ny fepetra fiarovana amin’ny fihanaky ny tsimokaretina covid-19 avokoa ny olona any amin’ity tanàna ity ankehitriny ka efa samy mitondra aro-tava tsara avokoa mba tsy hiharan’ny sazy famafan-dalana izay tena mihatra tokoa amin’izao fotoana izao.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT