• Talata 16 Jona 2020
Sosialy.Faktiora midangan’ny Jirama Ahiana hampitroatra vahoaka…

Mampikaikaika ny faktioran’ny Jirama amin’izao fotoana izao, izay roa na telo no tonga ao anatin’ny iray volana noho ilay fomba fiasa vaovao « facturation par lots ».

Hamaky ny tohiny
  • Talata 16 Jona 2020
Sosialy.Fanampiana ara-tsakafo Miala any ny Kaly Tsinjo

Nanambara ny filoha Rajoelina omaly fa hisy ny fametrahana ny atao hoe Kaly Tsinjo na Kaly Mora ho an` Antananarivo, Toamasina, Ambovombe, Tsihombe, Beloha, Bekily, Amboasary, Betroka, Ampanihy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2020
Sosialy.Fitsaboana tradisionela malagasy Manana fitaovana fanorana ireo tapaka lalan-dra

Betsaka ireo olona liana amin’ny fitsaboana nentim-paharazana eto amintsika. Ankoatra ireo olom-boafidy, mpitondra fivavahana….

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2020
Sosialy.Suzy, tovovavy manana fahasembanana In-droa nisy nanolana, bevohoka ny farany

Zazavavy sembana ara-batana sy ara-tsaina i Suzy. Moana izy ary tsy mahavita mikarakara ny tenany ihany koa hany ka ny Reniny no manao izany rehetra izany. Fony izy 15 taona no fantatra fa efa nisy nanolana ary efa nametraka fitoriana "contre X"

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2020
Sosialy.Tanànan’i Mahajanga Ny fanarian-jaza indray no naresaka

Ankoatra ny fiatrehana amin’ny ady amin’ny tsimokaretina covid-19 sy ny fitandremana tsy ho voan’ny “dengue”

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 15 Jona 2020
Sosialy.Mpanao asa tanana Malagasy Anaty krizy tanteraka

Ankoatr’ireo olana maro efa taloha tokony hovahana mahakasika ny asa tanana Malagasy dia mbola manampy trotraka ny voka-dratsin’ny krizy ara-pahasalamana ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
FTT