Sosialy

Imerintsiatosika Olona 11 nafenina tao anaty kamiao


  • Alakamisy 11 Jona 2020

Kamiao mpanangom-bokatra hiakatra ho aty Antananarivo no fantatra omaly fa tra-tehaky ny Polisy tetsy Imerintsiatosika.

 

 

Nitondra sy nanafina olona miisa 11 hoentina hiakatra an-tsokosoko eto an-drenivohitra izy io, raha ny fampitam-baovao voaray. Nafenin'ilay mpamily tao aorian'ireo vokatra nentiny ireto olona ireto saingy tra-tehaky ny Polisy mpanao sakana izany ka dia nahiboka na nampidirina "fourrière" avy hatrany ilay fiara . Ireo mpandeha tao anatiny kosa dia nentina avy hatrany teny amin'ny biraon'ny Polisy ary nanokafana fanadihadiana.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT