- Alatsinainy 27 Aprily 2020
Sosialy.Djamanjar-Nosy Be Tovolahy hita faty nihantona
Tovolahy iray antsoina hoe Christian na i Gida no hita faty nihantona tao anaty tranony tao Djamanjar Nosy Be Helle Ville.
Hamaky ny tohinyTovolahy iray antsoina hoe Christian na i Gida no hita faty nihantona tao anaty tranony tao Djamanjar Nosy Be Helle Ville.
Hamaky ny tohinyNahazoana famatsiam-bola avy amin’ny Banky Iraisam-pirenena “digitalisation” eny amin’ny fokontany rehetra izay zava-dehibe hataontsika, ka hanombohana azy ireo faritra 3 anaty fihibohana (Analamanga, Matsiatra Ambony, Antsinanana),
Hamaky ny tohinyMba ho fanampiana ireo mpianatry ny oniversite mipetraka eny Ankatso dia nanao tsipaipaika ireo mpikambana eo anivon’ny fikambanan’ny mpianatra
Hamaky ny tohinyTrondron-dranomasina telo taonina no natolotry ny orinasa SOPROMER izay ao anatin` ny vondrona « Refrigépêche » ho an` ireo olona sahirana sy tsy manan-kialofana izay sahanin` ny Kaominina Antananarivo Renivohitra.
Hamaky ny tohinyMahafantatra ny otrikaretina ny olona tany amin’ny 98% amin’ireo distrika 98 nanaovan’ny Firaisamonim-pirenena Rohy fanadihadiana.
Hamaky ny tohinyNa efa miroso amin’ny fanatsaharana ny fihibohana aza tsy mbola misy fiantraikany amin’ny orinasa afaka haba izany, hoy Atoa Hery Lanto Rakotoarisoa Filohan’ny GEFP (Groupement des Entreprises Franches et Partenaires).
Hamaky ny tohiny