Sosialy

Fanampiana ara-tsakafo Miala any ny Kaly Tsinjo


  • Talata 16 Jona 2020

Nanambara ny filoha Rajoelina omaly fa hisy ny fametrahana ny atao hoe Kaly Tsinjo na Kaly Mora ho an` Antananarivo, Toamasina, Ambovombe, Tsihombe, Beloha, Bekily, Amboasary, Betroka, Ampanihy.

 

 

 

 

 Fizarana maimaim-poana sakafo ho an` ireo sokajin` olona tena sahirana no tena anton` ity fanampiana ity. Hanomboka afaka roa herinandro farafahatarany ny fametrahana izany. Nanamafy hatrny kosa ny Filoham-pirenena fa hitohy hatrany kosa ny Tsena Mora, Vary Mora, Vatsy Tsinjo ary ny Tosika Fameno.

 Marigny A.

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT