Sosialy

Tanànan’i Mahajanga Ny fanarian-jaza indray no naresaka


  • Alatsinainy 15 Jona 2020

Ankoatra ny fiatrehana amin’ny ady amin’ny tsimokaretina covid-19 sy ny fitandremana tsy ho voan’ny “dengue”

dia ny resaka fanarian-jaza indray no naresaka tany an-tanànan’i Mahajanga tamin’ny faran’ny herinandro teo (alakamisy 11 jona). Tao Mahavoky Atsimo Atsahabingo ohatra dia zazavavy kely vao menavava no nisy nanary teny an-toerana nefa dia salama tsara izy io ankehitriny rehefa nahazo fizahana sy fitsaboana teny amin’ny hopitaly CHU Androva. Zaza rano tokony ho 7 volana eo ho eo kosa no nisy nanary teny amin’ny “Pont Fitim”, tamin’io alakamisy io ihany. Tsy hay, hoy ny nanatri-maso, na vao avy nesorin-dreniny izy io vao naterany ihany koa fa izy efa tsy nisy aina intsony no hitan’ny olona.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT