• Talata 28 Aprily 2020
Sosialy.Ora fiasana noferana Mampikolay orinasa maro

Nanomboka ny 21 martsa no niditra tamin’ny fihibohana isika noho ny fahatafidiran’ny coronavirus.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aprily 2020
Sosialy.Lazaina-Avaradrano Zaza tsy ampy taona nentin-dRainy nangalatra

Raim-pianakaviana iray no tratran’ny fokonolona namaky trano omaly maraina tokony ho tamin’ny 05 ora sy sasany teny Lazaina Avaradrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 28 Aprily 2020
Sosialy.100.000 ar ho an’ny isan-tokantrano Efa mandeha ny fizarana

Tokantrano 24.000 isa miparitaka amina Fokontany 47 ao anatin’ny Boriborintany voalohany sy fahaefatra no nozaraina ilay lela-vola 100.000 Ar fanomezana avy amin’ny Fitondram-panjakana ato anatin’ny 10 andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2020
Sosialy.Depiote Alaina Ratsimbazafy “Ny teo an-tanako sy ireo vokatry ny antso avo no zaraiko”

Ilay fanampiana ataon'i Alain Ratsimbazafy Depioten’Atsimondrano ve avy any amin’ny fanjakana foibe? Haveriko fa noho ny antso maro voaraiko noho ny olana ao anatin'izao fihiboana dia maro no tratry ny olana mafy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2020
Sosialy.Tale Jeneralin’ny Kraoma Mitaky ny fialany ihany koa ny fiarahamonina

Ankoatry ny fanambarana izay efa nataon'ireo agents d'encadrement sy ny agents de maîtrise miaraka tamin’ny solotenan'ny mpiasa tany Brieville, dia nihetsika nanampy ny mpiara-monina nitaky sy nanamafy ny fitakiana hialan'ny Tale Jeneraly ankehitriny,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Aprily 2020
Sosialy.Jiro sy ranon'Antananarivo Manomboka tapaka matetika

Maty manomboka tamin'ny 7 ora maraina ny jiro tamina faritra maro teto an-drenivohitra sy ny manodidina omaly alahady ary tsy niverina raha tsy tamin ny 5ora 30 hariva toy ny teny Anosipatrana.

Hamaky ny tohiny
FTT