- Alakamisy 30 Aprily 2020
Sosialy.Orinasa afaka haba eny Andraharo 1000 indray no very asa
Mpiasa miisa 1000 indray no very asa teny amina orinasa afaka haba iray teny Andraharo.Efa ho iray volana sy tapany no tsy niodina ny orinasa;
Hamaky ny tohinyMpiasa miisa 1000 indray no very asa teny amina orinasa afaka haba iray teny Andraharo.Efa ho iray volana sy tapany no tsy niodina ny orinasa;
Hamaky ny tohinyHitohy ny manomboka ny alatsinainy 4 mey ny raharaham-pitsarana eny Anosy. Ireo didim-pitsarana tokony nivoaka tao anatin’ny fihibohana ihany anefa no handeha.
Hamaky ny tohinyTafakatra 1600 ireo arotava nozaraina ho an'ireo zokiolona sy ireo zaza sahirana sy marefo teto Antananarivo manokana ny 27 aprily lasa teo.
Hamaky ny tohinyMitotongana ny vidin-tsolika maneran-tany ami`n izao fotoana izao ka tafidina hatrany amin'ny 12 dolara ny barila eo amin`ny tsenam-pirenena.
Hamaky ny tohinyNitokona nanoloana ny biraom-pokontanin’Ambohipo omaly ireo mponina tsy manaiky ny fanalana ireo tompon'andraikitra eo anivon’ity birao ity.
Hamaky ny tohinyAtahorana mafy ny fifindran'ny tsimokaretina covid-19 eny amin ny faritra ambany tanàna. Raha ny resaka ataon' ireo mponina eny dia tsy matahotra izy ireo ary tsy mitondra arotava.
Hamaky ny tohiny