Sosialy

Antsirabe Efa nisy tafaverina ireo nanao vary tany Ambato


  • Alarobia 17 Jona 2020

Fantatra izao, araka ny vaovao voaray avy any an-toerana, fa efa nisy tafaverina any Antsirabe Vakinankaratra ireo olona nikarama nanao vary tany Ambatondrazaka Alaotra Mangoro ka fiara mpitatitra niisa 4 aloha hatreto no tonga nitondra azy ireo.

 

 

Avy hatrany dia natokan-toerana natao “mise en quarantaine” izy ireo mba hahazoana manara-maso marina ny toe-pahasalaman’izy ireo sao sanatria misy mitondra ny tsimokaretina covid-19. Efa hody tsy ho ela any Antsirabe ny andiany manaraka amin’ireto mpiasa vary tany Ambatondrazaka ireto, hoy hatrany ny fampitam-baovao azo.

 Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT