Sosialy

Fanavaozana ny ao an-tokantrano Raikitra ny fihenam-bidy


  • Zoma 19 Jona 2020

Rehefa volana jona toy izao dia maro ny tokantrano malagasy no te hanavao sy hanatsara ny ao an- tokantrano ao. Anisan' ireo orinasa manana tolotra mifanojo amin' izany indrindra ny tranombarotra « Baolai ».

 

 

 

 

Nambaran’ny tompon’andraikitra ao amin’ity tranombarotra ity fa ho fiarahana mifaly amin' ny malagasy rehetra ao anatin' izao fankalazana ny faha 60 taona niverenan’ny fahaleovantena izao, dia mbola mitohy ny fihenam-bidy goavana hatramin'ny faha 30 jona 2020 amin'ireo smart vv sy tele led changhong ato aminay ( misy 19" hatramin' ny 75" ) misy antoka 1 taona. Ary mbola maro ny entana loha laharana amin' ny kalitao, izay natao nifanandrify hatrany amin' ny filana sy ny fahefa- mividin’ ny tsirairay . Izany rehetra izany dia ho hita ao Bazar be Toamasina, Soarano ary Analakely . Ao ny finday avo lenta, réfrigérateur, four micro-onde, machine à laver, subwoofer, … Ankoatr ' izay dia vao tonga ihany koa ny fahitalavitra fisaka jeyoo , izay misy manomboka 32" hatramin' ny 65" .

 

RTT

 

 

 

 

 

 

 

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FIAROVANA NY
  • Talata 05 Mey 2026

FAHASALAM-BAHOAKA

  • KAOMINÎNA TALATAMATY
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Tantsaha an-jatony nahazo tohana

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

Hijery ny tohiny
FTT