Sosialy

Ejeda Ampanihy Tafakatra 700 ar koa ny kapoakan’ny vary fotsy


  • Alarobia 17 Jona 2020

Tsy mitsahatra miakatra miakatra hatrany ny vidim-piainana any Ejeda distrikan’Ampanihy Faritra Atsimo Andrefana raha ny fitarainan’ny mponina any

 

 

 

an-toerana ka efa tafakatra hatrany amin’ny 700 ariary ny kapoakan’ny vary fotsy any amin’ity toerana ity ankehitriny raha vao tsy ela akory izy io no 450 ar na 500 a tany ho any. Marihana fa any Ejeda dia tanàna tsy maintsy handalovana raha hihazo an’i Toliara na koa hihazo an’i Tolagnaro ireo mpandeha amin’ny zotra an-tanety.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT