- Sabotsy 02 Mey 2020
Sosialy.TOLIARA Ankizivavy 12 taona no hakan'ilay vazaha fahafinaretana
Tera-tany vahiny iray no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana ao Toliara noho ny fanodinkodinana zaza tsy ampy taona.
Hamaky ny tohinyTera-tany vahiny iray no nosamborin’ny mpitandro ny filaminana ao Toliara noho ny fanodinkodinana zaza tsy ampy taona.
Hamaky ny tohinyOlona 25 nohenoin’ny fampanoavana, ka 4 no nadoboka am-ponja vonjimaika noho ny raharaha Ambovombe, dia ny mpitam-bolan’ny kaominina Ambovombe Maharavo Jonarson,
Hamaky ny tohinyTsy vitan’ny hoe miverina fa miha mitombo isa mihitsy ankehitriny ireo mpivarotra amoron-dalana. Hita ho hanahirana ihany ny handamina azy ireny, indrindra, raha ny hita eto Antananarivo renivohitra.
Hamaky ny tohinyTao anatin’izay nampiharana ny hamehana ara-pahasalamana teto amintsika izay ka nanatanterahana ny fijanonana an-trano hoan’ny rehetra dia nanambara ny ben’ny tanànan’ity kaominina ambanivohitra Ambohimanambola ity,
Hamaky ny tohinyMisy ny fiaraha-miombon’antoka amin’i firenena Malagasy sy ny fanjakana amerikana eo amin’ny sehatry ny lavanila.
Hamaky ny tohinyNisehoana tranga nampiahiahy teny Ampanotokana omaly. Araka ny fitantarana, dia nisy olona nandeha tongotra hita reraka be.
Hamaky ny tohiny