Sosialy

Fitsarana Hisy fandaminana vaovao ato ho ato


  • Zoma 19 Jona 2020

Mbola mitoetra aloha ny fepetra rehetra mahakasika ny fandraisana ny raharaha rehetra eny anivon` ny fitsarana.

 Tsiahivina mbola voakasiky ny fepetra manokana ny Faritra Analamanga sy ireo distrikan` Toamasina I sy II, Fenerive-Est ary Moramanga. Mbola voafetra tokoa ny asa atao na dia efa nitarina ny ora fiasana. Efa misy ny lamina napetraka eny anivon` ny fitsarana mahakasika ireo asa mandeha. Hisy lamina maro kosa mbola apetraka mahakasika ny fitsarana ahafahana mandray ireo raharaha rehetra. Misy fandaminana mbola apetraka tahaka ireo “audience” na fotoam-pitsarana na ny fahafahan` ireo olona mivezivezy, hoy ny teo anivon` ny ministeran` ny fitsarana. Amin` ny herinandro ambony no hivoaka ny lamina vaovao. Maro ireo raharaha tsy mandeha sy ny olona manana fahasahirana manoloana ny fikatsohana ny asa eny amin`ny fitsarana fa efa miezaka midina ifotony ny minsiteran` ny fitsarana.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT