Sosialy

Moramanga Tovolahy iray hita faty tao anaty tohodrano


  • Alatsinainy 22 Jona 2020

Ny sabotsy maraina teo tokony ho tamin’ny 08 ora sy fahefany vao hita ny nofo mangatsiakan’ilay tovolahy iray antsoina hoe :

 

Faly, rehefa latsaka tao amin’ny tohadranon'Ambodiakondro Moramanga ny zoma hariva lasa teo. Raha araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana dia tombanana ho namono tena ity tovolahy ity ka nitsoraka saingy ny fanadihadiana hataon’ny mpitandro ny filaminana ihany no tena hanamarina izany. Amin’ny maha-toho-drano ilay toerana anefa dia sarotra ny famonjena ka na dia niezaka ny nikaroka an’Itompokolahy aza ny manodidina dia tsy tratra intsony ny ainy. Naharitra ora marobe rahateo vao hita ny razana.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT