- Sabotsy 02 Mey 2020
Sosialy.Famoizam-po Novonoiny ireo zanany, namono tena izy avy eo
Vehivavy iray, 23 taona niaraka tamin’ny zanany mianadahy kely vao 3 taona sy 7 volana ilay vavikely, ary 2 taona ilay lahikely,
Hamaky ny tohinyVehivavy iray, 23 taona niaraka tamin’ny zanany mianadahy kely vao 3 taona sy 7 volana ilay vavikely, ary 2 taona ilay lahikely,
Hamaky ny tohinyRaim-pianakaviana mpanofa trano sy vehivavy tompon-trano iray monina ao Antalaha no niharan’ny herisetra nataona lehilahy iray mpiambina tanana ny 23 Aprily teo tokony tamin’ny 06 ora hariva.
Hamaky ny tohinyTany amin’ny taona 1886, izany hoe 134 taona ny hetsika nataon’ny mpiasa mpitrandraka harintany tany Chicago Amerika nampiasaina toy ny biby, niantombohan’ny tolon’ny mpiasa.
Hamaky ny tohinyVono olona feno habibiana no nitranga tany amin’ny kaominina ambanivohitra Sandrakatsy, distrikan’i Mananara Avaratra alakamisy 30 aprily lasa teo.
Hamaky ny tohinyManohy ny famahana ny olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo sy ny manodidina ny JIRAMA amin’izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinyLehilahy iray manodidina ny 40 taona teo ho eo voalaza fa narary no maty tampoka teny Anosizato, omaly atoandro.
Hamaky ny tohiny