- Alatsinainy 04 Mey 2020
Sosialy.Tosika Fameno Hangonina anio ny anarana ho an'ny eny Ivato
Manomboka anio alatsinainy ny fanangonana ny anaran’ireo olona heverina ho sahirana tokony hisitraka ny Tosika Fameno ao amin’ny kaominin’Ivato. Tsiahivina, raha ny fanazavana,
Hamaky ny tohiny