Sosialy

Ambatondrazaka Mandeha miadana ny fandidiam-bary ankehitriny


  • Alatsinainy 22 Jona 2020

Efa tapitra lasa avokoa ireo olona mpandidy vary avy any amin’ny Faritr’i Vakinankaratra sy Matsiatra Ambony ka niasa taty Ambatondrazaka tamin’ity taom-pamokarana ity,

 

 hoy ny tompon-tanimbary any Ambatondrazaka, ka izahay aty an-toerana sisa no misahana an’izany asa izany ankehitriny izay lasa tena miadana dia miadana tokoa noho ny tsy fahazotoana miasa loatra sy ny tsy fahazarana manao ny asa toa an’ireo mpiasa mpivahiny ireo.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT