- Talata 05 Mey 2020
Sosialy.v Ambohitrinibe Antsirabe Zaza menavava nisy nanary tao an-gabone
Nitrangana toe-javatra mampalahelo tao Antsirabe ny faran’ny herinandro teo. Zaza menavava iray vao latsaka tety ambon’ny tany no nisy nanary tao amina toeram-pivoahana iraisana iray ao Ambohitrinibe Antsirabe.
Hamaky ny tohiny