Sosialy

Trafikana lavanila maitso Olona 2 indray no tra-tehaka tany Manakara


  • Alarobia 24 Jona 2020

Lehilahy 26 taona sy vehivavy 30 taona no voasambotry ny polisy miasa ao Manakara ny 22 jona lasa teo raha nikasa ny hanondrana lavanily maintso tany an-toerana.

 

 

 

 

Voasakan’ny polisy teo amin’ny sakana ara-pahasalamana Ambokala Manakara izy ireo ny andron’io 22 jona io tokony ho tamin’ny 10 ora sy 15 minitra teo ho eo. Rehefa nosavaina ny entana nentin’izy ireo dia nahitana lavanily maintso telo kilao sy sasany tao anaty kitapo ary lavanily maintso efatra kilao tao anaty harona. Nentina natao fanadihadihana avy hatrany izy ireo ary natolotra ny fitsarana omaly talata.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT