Sosialy

Akany Arivonimamo Nahazo fanampiana ireo zaza kamboty


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Tonga nanolotra fanampiana ho an'ireo zaza kamboty tazaina ao amin'ny Akany Zandarimaria (OGN) ao Arivonimamo ny fikambanana "Miray Aina Madagasikara",

 

 

omaly Alahady 28 Jona. Bodofotsy miisa 35, akanjo 100kg, akanjo mafana 75 ary aro-vava 100 isa, no natolotr'izy ireo tamin'izany. Nanome voninahitra izany fotoam-panolorana izany ny Jeneraly lefitra faharoa an'ny Komandin'ny zandarimariam-pirenena sady Filohan'ny filan-kevitry ny OGN sy Ramatoa vadiny. Ho setrin'izany fanomezana am-pitiavana izany dia notolorana "Attestation de reconnaissance" ny fikambanana Miray Aina Madagasikara.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT