Sosialy

Ambohitompoina-Antanifotsy Telolahy tratra nanaparitaka vola sandoka


  • Alatsinainy 29 Jona 2020

Lehilahy miisa telo no tratra nanaparitaka vola sandoka tany Ambohitompoina Antanifotsy ny harivan’ny 25 jona lasa teo.

 

 

 

Teo am-pividianana sigara ny iray tamin’izy ireo no tratra rehefa nanolotra vola sandoka 20.000 Ar. Tamina toeram-pivarotana iray ihany izy telolahy ireto no nanao izany. Efa mailo anefa ny mpivarotra ka teo no nahatrarana azy ireo. Mbola nahitana 20.000 Ar sandoka miisa fito tany amin’izy ireo rehefa nosavaina. Marihina moa fa mitondra moto izy nogiazana avy hatrany io fitaovam-pitanterana fitondran’izy ireo manao ny asa ratsiny io. Nentina natao fanadihadiana tao Antanifotsy izy ireo taorian’izany.

Nangonin’i Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT