• Alarobia 06 Mey 2020
Sosialy.Faktioranan'ny Jirama Azo aloa tsikelikely ny volana Martsa sy Aprily

An-dalam-panomanana ny fivoahany amin’ny krizy ny orinasa JIRAMA amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Sosialy.Fitsinjarana fanampiana Misy hatrany ireo manararaotra

Nitarika krizy ara-tsosialy ho an` ny besinimaro ny fisian` ny valanaretina COVID-19. Saika marefo ara-pahasalamana ny ankamaroan` ny mponina noho ny tsy fahampian-tsakafo sy noho ny fahaverezana asa.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Sosialy.Herisetra mianjady amin’ireo olona marefo 58 antso no voarain’ny polisy tao anatin'ny iray volana

Mirongatra ny herisetra ao anatin’izao fihibohana izao, indrindra fa amin’ireo voasokajy ho marefo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Sosialy.Fizarana fanampiana ‘’Mizaka ny tsy eran’ny ainy ireo sefo fokontany”

Na fahazoam-baovao na fampitam-baovao avy amin’ny foibe dia hita ho miteraka savorovoro daholo ankehitriny, raha ny fahitan’ireo mpitantana fokontany azy, indrindra, mahakasika ireo fanampiana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Sosialy.FI ASTRAMA sy ny HAFARI Hitsabo ny Malagasy amin’ny alalan’ny zavamaniry

Malaza ary tena mahazo vahana eto amintsika mihitsy amin’izao fotoana ny fitsaboana amin’ny alalan’ny zava-maniry taorian’ny nipoiran’ny tambavy CVO.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 06 Mey 2020
Sosialy.Sekolin-dry Masera eny Ilanivato Nanampy ireo mpianany

Tsy niandry ny fanjakana fa avy hatrany dia nandray andraikiny ny masera Ilanivato ka nanome fanampiana ho an'ireo mpianatra hanala fanadinana T5

Hamaky ny tohiny
FTT