Sosialy

Tanoran’ny fikambanana Miozolimanina Hanohy ny fanampiana ireo traboina etsy 67 ha


  • Alakamisy 25 Jona 2020

Vary 20 gony, Siramamy 4 gony, Spaghetti 10 baoritra, menaka 10 baoritra, izay no vita androany (TTF: omaly) fa mbola hitohy rahampitso inchallah na koa hoe raha sitrapon’Andriamanitra, hoy ry zareo tanora avy eo anivon’ny fikambanana

 

 

 

 

Miozolimanina, raha nanatitra fanampiana ireo traboina an’arivony vokatry ny haitrano nitranga teny 67ha ny alin’ny talata 23 jona teo omaly. Araka izany dia mbola mikasa ny hanohy ny fanampiana ireto traboina ireto izy ireo ho amin’ity anio ity. Ny biraom-pirenena misahana ny loza sy tandindon-doza na BNGRC moa no notolorana sy nampisahanina ny fitsinjarana ireo fanampiana. Ho hita eo, araka izany ny ho tohiny amin’ity anio ity.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FIAROVANA NY
  • Talata 05 Mey 2026

FAHASALAM-BAHOAKA

  • KAOMINÎNA TALATAMATY
  • Alatsinainy 04 Mey 2026

Tantsaha an-jatony nahazo tohana

  • ANDRAVOAHANGY
  • Alatsinainy 27 Aprily 2026

Hitadiavana vahaolana maharitra ny ranobe mandavan-taona

  • Karama farany ambany
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Nifampidinika ny mampiasa sy ny sendikan’ny mpiasa

  • Faritra Atsimo Andrefana
  • Alatsinainy 20 Aprily 2026

Hisitraka rafitra famatsian-drano miisa 168

  • Vary tsy tafavoaka tany Alaotra
  • Zoma 17 Aprily 2026

Hovidian'ny orinasa SPM 1700 Ar ny kilao

Hijery ny tohiny
FTT