Sosialy

67ha akaikin’ny hotely Manga Mbola nitrangana haintrano indray


  • Alakamisy 25 Jona 2020

Mbola nitrangana haintrano indray omaly teo akaikin’ny hotely Manga, etsy 67ha hatrany.

 

 

 

 

 Raha ny fampitam-baovao dia teny an-dalana hihazo izany ireo mpamonjy voina no naharay antso fa efa matin'ny fokonolona ny afo. Na izany aza dia tonga teny ihany izy ireo nijery ny simba sy ravan'ny afo. Tsy nisy ny aina nafoy. Tsy fantatra mazava ny nahatonga ny firehetana, saingy soa fa nifanome tanana ny manodidina, raha ny fampitam-baovao hatrany.

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT