• Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Firavan’ny tsena vao maraina Fitangoronana tsy nisy ohatr'izany teny Andravoahangy

Aretina tsy hifindra amin’ireny tsy hifindra intsony. Tampoka tamin’ireo mpivarotra isak’alarobia tetsy Andravoahangy ny fandrarana azy ireo tsy hivarotra omaly noho ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana hisorohana ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Antananarivo renivohitra Tsy azo atao intsony ny tsenabe isan-kerinandro

Tampoka tamin’ireo mpivarotra isaky ny tsenan’Alarobia etsy Andravoahangy ny fandrarana tsy hamelatra entana nataon’ny CUA azy ireo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Ihosy Tafakatra 500 Ar ny kapoakan’ny vary

Tafakatra ho 500 Ar ankehitriny ny kapoakan’ny vary any Ihosy Faritra Ihorombe, araka ny vaovao

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Fitsinjarana ny Tosika fameno Fitarainana miisa 5101 no voaray

Lasa miteraka resabe eny anivon’ny fiarahamonina tato ho ato ilay resaka Tosika Fameno, hanomezan’ny Fitondram-panjakana ilay lela-vola 100.000 Ar ho an’ireo fianakaviana tena marefo manerana ireo faritra lasibatry ny

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Andralanitra Olon-dratsy ny 10%-n’ny mponina

Olon-dratsy avokoa ny 10 %-n’ireo mponina ao amin’ny Akamasoa eny Andralanitra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Sosialy.Tapitra ny fizarana vatsy tsinjo Mponina 295 000 no nisitraka izany

Tapitra tanteraka ny fizarana vatsy tsinjo, araka ny fanambarana nataon’ny Ministeran’ny mponina. 295 000 ireo mponina nisitraka izany, ka 225 000

Hamaky ny tohiny
FTT