• Talata 12 Mey 2020
Sosialy.Kaominina Talatamaty Nampiana ny jiro hanazava ny tanàna

Tsy nisy jiro hatramin’izay ny tsenan’ny tantsaha ao Talatamaty. Isan’andro anefa tamin’ny fotoana mbola tsy nisian’ny aretina COVID 19 dia amin’ny 03 ora

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Sosialy.Fisotroan-dronono amin`ny alalan` ny banky Mila manatitra “certificat de vie »

Noho ny fitohizan’ ny hamehana ara-pahasalamana dia ny faha - 11 ka hatramin’ny faha - 15 ny volana mey no fanaterana ny « certificat de vie »

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Sosialy.Toerana fikarakarana volo sy tarehy Nihena hatrany amin’ny 75 % ireo mpanjifa

Saika mahita faisana vokatry ny fiparitahan’ny tsimok’aretina coronavirus avokoa ankehitriny ny asa fihariana rehetra. Anisan’ny miaina izany ireo mpanao volo eto an-drenivohitra raha araka ny fanadihadiana natao.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Sosialy.Miray Aina Madagasikara Nanolotra fanampiana ho an` ny zaza kamboty ao Arivonimamo

Omaly alahady dia mbola nanohy ny hetsika ara-tsosialy ny fikambanan` ireo mpanamory « moto » na "Miray Aina Madagasikara".

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Sosialy.Fisitrahana ny Tosika Fameno Tena henjana ny fanadihana ifotony atao

Na dia samy hiantrakain’ny fahasahiranana noho ny fiatrehana ny ady atao amin’ny tsimokaretiny Covid-19 sy ny fepetra fihiboana miaraka aminy azy ny olona rehetra tsy an-kanavaka dia samy mba maniry avokoa hisitraka an’ilay 100.000 ariary avy amin’ny Tosika Fameno “

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 11 Mey 2020
Sosialy.Sambava Tovovavy telo tratra nivoaka tao anaty fasana

Raha dahalo hatrany no heverin’ireo mpitandro ny filaminana any Ambalamanasy Toamasina fa hifanehitra aminy amin’ny alina noho ny tsy fandriampahalemana dia hafa kely ny nitranga ny alin’ny sabotsy teo.

Hamaky ny tohiny
FTT