• Alarobia 13 Mey 2020
Sosialy.Orinasa Star sy ny fondation Coca Cola Nanampy ireo hopitalim-panjakana

Nanolotra fanampiana ho an’ireo hopitalim-panjakana telo eto amintsika ny orinasa Star ny fondation Coca Cola amin’ny fiatrehana ny tsimok’aretina Coronavirus. Fitaovam-pitsaboana mitentina 300.000 dolara no natolony ho an’ny ministeran’ny fahasalamam-bahoaka, omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Sosialy.Miantso vonjy Amboasary Atsimo Lafo ny vary, lasa mora ny omby

Tafiakatra 700 Ar ny kapoakan’ny vary any Amboasary Atsimo amin’izao fotoana izao, raha 500 Ar teo aloha.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 13 Mey 2020
Sosialy.Basket FIBA Afrique Hanolotra fiofanana ho an’ny mpanazatra sy mpitsara

Ankoatra ny fiofanana hampitain-davitra andiany faharoa nomena an’ireo « officiels techniques de table » nanomboka ny 27 aprily ka hatramin’ny 27 mey

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Sosialy.Varotra hani-masaka Zava-dehibe ny fahadiovana

Fomba iray ho enti-miady amin’ny aretina Coronavirus ny fanajana ny fahadiovana. Ankoatra ny ao an-tokantrano sy ny manodidina dia zava-dehibe ho an’ny fahasalamana ihany koa ny fahadiovan’ny sakafo hanina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Sosialy.Vondron’ny mpanao hiragasy Vonjeo izahay fa tapaka fihinanana

Fampisehoana hatrany amin’ny 30 isa no nofoanana ho an’ireo vondron’ny mpanao Hiragasy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 12 Mey 2020
Sosialy.Mponin'i Beabo Ambovombe Androy Nahazo fiofanana momba ny fanodinana sy fitahirizana sakafo

Antoka iray lehibe hahafahana miatrika ny aretina « coronavirus » ny fananana hery fiarovana matanjaka.

Hamaky ny tohiny
FTT