• Zoma 15 Mey 2020
Sosialy.Anosizato Mpatory an-dalana 260 natoka-monina...

Havaozina tanteraka ny Centre Fanantenana etsy Anosizato nametrahana ireo fianakaviana mpatory an-dalana izay voatery natoka-monina mandritra izao fihibohana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 15 Mey 2020
Sosialy.Fahantrana eto Madagasikara Fitsinjarana tsy ara-drariny no antony

Ny fototry ny fahantrana dia ny tsy fananan` ny fanjakana vola. Tsy misy ny fiharin-karena (productivité) kanefa ny vokatra no avadika vola.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Ankazotoho Anosizato Nariana tao ambany sarety ilay zaza menavava

Zaza menavava iray tombanana ho herinandro latsaka an-tany eo ho eo no nisy nanary tao ambany sarety mijanona ary hitan’ny fokonolona afaka omaly Talata tokony ho tamin’ny 7 ora hariva.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Ambohidahy Ankadindramamy Tsy manaiky ny fanesorana tsy ara-drariny ireo mpivarotra

Manao antso avo amin’ny manam-pahefana isan-tsokajiny ireo mpivarotra etsy amin’ny tsenan’Ambohidahy Ankadindramamy mba hijery azy ireo manoloana ny fikasana ataon’olon-tokana hanaisotra azy ireo amin’ny tsenany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Fahapahan-jiro matetika Fitarainana 800 isan’andro no voarain’ny JIRAMA

Mahatratra 800 isan’andro ny fitarainana voarain’ny orinasa JIRAMA mikasika ny fahapatahan’ny jiro sy rano eto an-drenivohitra sy ny manodidina isan’andro. Manoloana izany dia nitondrana fanazavana misimisy kokoa Atoa

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 14 Mey 2020
Sosialy.Betafo Antsirabe Mbola lafo be ny vidin-drano

Mbola hitarainan’ny mponina ao Betafo Antsirabe foana ankehitriny ny vidin-drano any amin’ity tanàna ity vokatry ny fanomezana ny fitantanana izany ho

Hamaky ny tohiny
FTT