- Alatsinainy 18 Mey 2020
Sosialy.Mahajanga Niaka-bidy ny henomby
Samy mikaikaika avokoa ny isan-tokantrano any Mahajanga fa niakatra ny vidin` ny sakafo an-tsena amin` izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinySamy mikaikaika avokoa ny isan-tokantrano any Mahajanga fa niakatra ny vidin` ny sakafo an-tsena amin` izao fotoana izao.
Hamaky ny tohinySahirana ny ankamaroan’ny tokantrano Malagasy vokatry ny fihibohana. Ankoatra ireo natsahatra tsy fidiny tamin’ny asany mantsy dia voafetra ihany
Hamaky ny tohinyNalaza be ny dia an-tongotra hatramin’ny nanombohan’ny fihibohana no mankaty. Vao mainka nampahazo vahana izany ny fisian-dry Zoto mianakavy izay nahavita dia an-tongotra 3.200 km mahery hatreto mitety an’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyRehefa mba zavatra mampiasa saina, na mampitombo fahalalana, na mila fikarohana no zaraina ao anaty tambazotran-tserasera ao dia tsikaritra fa vitsy ny manaraka sy mamaky ary mamoaka fihetseham-po momba izany.
Hamaky ny tohinyAnkoatra ireo toerana fandraisana fitarainana toy ny etsy amin’ny PMM Tsaralalana sy Anosy ary ny Brigade feminine de proximite ahitana ireo
Hamaky ny tohinyEfa nivoaka nandritra ny herinandro vitsivisty teny amin'ireo toerana famoaham- bola ireo Tosika Fameno 100 000 ar. Anisan'ny niteraka savorovoron-tsaina teo amin ny fiaraha monina ny fahitan ny vahoaka ny valin ny fanadihadiana natao.
Hamaky ny tohiny