• Talata 19 Mey 2020
Sosialy.Centre Fanantenana Anosizato Hahazo rano fisotro madio

Taorian’ny fanombohan’ny asa fanavaozana ny Centre Fanantenana etsy Anosizato izay nametrahana ireo olona mpatory an-dalana misy ireo zaza

Hamaky ny tohiny
  • Talata 19 Mey 2020
Sosialy.Fizarana fanampiana Mila fanaraha-maso hentitra

Hatramin’izao dia mbola mamboly fahasorenana ho an’ireo mila azy hatrany ny fomba fizarana ireo fanampiana azon’ny fanjakana malagasy natao ho tsinjaraina eny amin’ny fokontany tsirairay avy eny.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2020
Sosialy.HAFARI Malagasy Hampiroborobo ny fitsaboana nentim-paharazana

Hampiroborobo ny fitsaboana nentim-paharazana amin’ny alalan’ny fampiasana ny zava-maniry ny Fikambanana Hafari Malagasy miaraka amin’ilay mpitsabo nentim-paharazana ( Tradi-praticien) Rakotondranaivo Jean Pierre.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2020
Sosialy.Fokontany Antohomadinika Afovoany Manjavozavo ny fandraisana andraikitra

Hitarainan’ireo komity loharano ao amin’ny fokontanin’ Antohomadinika Afovoany notarihan’ ny mpandrindra ankapobeny ao aminy, Atoa Ranivoarison

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2020
Sosialy.Mila 301 tapitrisa dolara ny fanjakana Holoarana ny volan'ny CNaPS, SONAPAR, Banky Foibe…

Navoakan’ny fampahalalam-baovao vahiny Africa Intelligence ny 15 mey lasa teo, fa miketrika « Plan Marshall » mitentina 301 tapitrisa dolara ny fanjakana, hoenti-manavotra ny toekarena.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 18 Mey 2020
Sosialy.Fanamboarana ny kianjaben’i Mahamasina Ho vahana haingana ny olan'ireo mpiasa

Nidina ifotony nijery ny fivoaran’ny asa momba ny famadihana ny kianjaben’i Mahamasina ho lasa kianja manara-penitra ny 13 mey teo ny avy eo anivon’ny minisiteran’ny asa.

Hamaky ny tohiny
FTT