Sosialy

Anosiala Nahitana fatin-dehilahy niboridana


  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020

Lehilahy iray izay voalaza fa efa tsy misy aina intsony no sady niboridana no hita tao amin’ny Fokontany Andoharano, Soamanandray Anosiala,

 

 

 

 omaly maraina. Olona sendra nandalo no nahita azy efa nisy ratra no sady tsy nahare hatsiaka intsony ka nampandre ny tompon’andraikitra tao an-toerana sy ny mpitandro ny filaminana. Tombanan’ireo nanatri-maso ho nisy namono moa ity lehilahy ity ary nendahiny avokoa ny akanjo teny an-kodiny taorian’izany. Ny mpitandro ny filaminana ihany moa no afaka tena hanamarina izany.

Pati

 

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT