Sosialy

Fandriana Mitotongana ny vidin’ny ravim-paraky


  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020

Mitaraina ireo tantsaha mivelona amin ny fambolena paraky any amin’ny distrikan’i Fandriana Faritr’Amoron’i Mania fa mora loatra ka toy ny manambaka

 

 

 

azy ireo ny vidin’ny handraisan’ireo mpanangom-bokatra ny ravim paraky 1 kilao ankehitriny hanaovan’izy ireo antso avo mba ho jeren’ny tompon’andraikitra eo anivon’ny minisitera mpiahy ny varotra hifotony ny mikasika an’ity toe-draharaha ity. Tamin-dRtoa depiote any an-toerana nandalo nitsidika azy ireo nivantana teny an-tsenan’i Fandriana tamin’ny faran’ny herinandro lasa teo no nampitain’ireo mpivaro-paraky nivantana an’izany feon’izy ireo izany ka niangaviaan’izy ireo kosa mba hitondra an’izany fitarainana izany eny anivon’ny Ministeran’ny varotra sy ny indostria ary ny asa tanana.

Ntsoavina Evariste

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT