• Alakamisy 28 Mey 2020
Sosialy.Andohatapenaka III Tranga mateti-piseho ny fanariana zaza vao teraka

Nahitana zaza rano iray nisy nanary tao anatina sachet plastika teny Andohatapenaka III afaka omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Sosialy.Imorona - Mananara Avaratra Naolany ny zafikeliny vao 11 taona monja

Tsy tsara intsony ny mahatokitoky olona. Lehilahy iray 58 taona efa Dadabe no nahavita nanao herisetra ara-nofo tamin’ny zafikeliny vavy vao 11 taona monja tany Imorona, distrikan’i Mananara Avaratra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Sosialy.Faktioran’ny JIRAMA Efa azo aloha amin’ny paositra money

Manitatra hatrany ny sehatra hahafahan’ny mpanjifany manefa faktiora ny JIRAMA. Ankoatra ny eny amin’ny masoivoho, ny finday ary ny

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Sosialy.Fiainana andavanandro Maka tsy taitra ramalagasy

«Aleo matin` ny aretina fa tsy ho faty noana”, “Tsy avela hivoaka izahay nefa ny fanampiana tsy tonga aty aminay”,“Sakànana tsy avela hitady izahay”…

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 27 Mey 2020
Sosialy.Toliara Nafeniny tao anaty armoara ny olon-tiany

Tovovavy kely iray vao 16 taona monja no tsy hita nandritra ny andro vitsy tany Toliara. Tonga nitaraina teny amin’ny polisy misahana ny zaza tsy ampy taona araka izany ny Ray aman-dReniny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 26 Mey 2020
Sosialy.CNaPS – FLM Hatomboka ny tetikasa fisotroan-dronono fanampiny

Hiroso amin’ny fisotron-dronono fanampiny ny eo anivon’ny FLM (na ny Fiangonana Loterana Malagasy) ka ny Synoda Atsinanana no natao filamatra amin’izany.

Hamaky ny tohiny
FTT