• Sabotsy 23 Mey 2020
Sosialy.Toliara Ho tapaka ny rano amina faritra maro

Ho tapaka ny rano amina faritra maro ao Toliara amin’ity anio ity, raha ny fanambaran’ny Jirama ao an-toerana omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Mey 2020
Sosialy.Ambatondrazaka Nifandona ny mpivarotra sy mpitandro filaminana

Niteraka fifandonana teo amin’ny mpivarotra sy ny mpitandro filaminana tao Ambatondrazaka omaly ny fampiharana ny Didim-pitondrana noraisin’ny Prefektiora hanakatonana ny tsena rehetra manomboka amin’ny 1ora. Tsy nisy aloha ny naratra na izany aza.

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 23 Mey 2020
Sosialy.Filohan’ny HAFARI Miantso ny filohan’ny ANTM hifanaja fa tsy hifanaratsy

Miantso ny filohan’ny ANTM hifanaja fa tsy hifanaratsy ary samy hanao izay hampandeha ny asa sahaniny ny filohan’ny fikambanana Hafari Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Sosialy.Vehivavy Malagasy miasa any Koweit Tapitra anio ny fe-potoana ...

Tapitra anio zoma 22 mey ny fe-potoana hahafahan’ireo vehivavy Malagasy miasa any Koweit mijanona any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Sosialy.Andohotapenaka I Trano 11 may, lasa lavenona ny vola 2 tapitrisa Ar

Nitrangana hain-trano tetsy Andohotapenaka I afak'omaly alarobia tokony ho tamin’ny 08 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 22 Mey 2020
Sosialy.Mpisoloky any Antsiranana Nalefa any am-ponja izy 3 mianaka

Lehilahy iray 33 taona misoloky ho mpiasan’ny fitsarana sady « inspecteur » eny anivon’ny fonja sy ny vady andefimandriny izay vao 40 taona monja nisoloky ho mpampivelona ary ny zanaka anadahin’’

Hamaky ny tohiny
FTT