Sosialy

Chef Mbinina « Aza entina manonofy ao Antananarivo intsony ny olona »


  • Alakamisy 20 Aogositra 2020

Asa mampanakarena ny fambolena sy fiompiana, hoy Randrianaivo Ambinintsoa Arson na Chef Mbinina, filoha mpanorina ny orinasa malagasy La Gastronomie Pizza.

 

 

Omeo tosika tantsaha tena tantsaha, hoy ity farany. Naka ohatra moa na Chef Mbinina hoe tantsaha 10 000 isa fotsiny atao andrana amin’ny toerana iray. « Omena tany izy ireo, omena zezika, omena masomboly, omena teknisianina, omena sakafo sahaza herintaona. Voly sy fiompiana tena ilaina no hatao toy vary katsaka, legioma, voly fanondrana … fa tsy misy telo taona akory ny mahantra ho lasa pata be ». « Aza entina manonofy fotsiny ao Antananarivo intsony ny olona fa very fotoana fotsiny any », hoy hatrany i Chef Mbinina.

Nangonin’i Jean D.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT