- Talata 26 Mey 2020
Sosialy.Lac Alaotra Ambatondrazaka Mitontongana ny vidim-bary
Mitongana izay tsy izy ny vidim-bary amin’izao fiakaram-bokatra izao any Ambatondrazaka sompitr’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyMitongana izay tsy izy ny vidim-bary amin’izao fiakaram-bokatra izao any Ambatondrazaka sompitr’i Madagasikara.
Hamaky ny tohinyNahoraka be tao an-tanànan’i Mahajanga ny nisian’ny lehilahy roa maty samy nananto-tena ambony hazo avokoa.
Hamaky ny tohinyTonga nijery ifotony an’i Speranto kely ny talem-paritry ny mponina any SAVA, taorian’ny vaovao niely mikasika ny fampijaliana nahazo azy nanomboka tamin’iny herinandro iny.
Hamaky ny tohinyVehivavy iray no hita faty teny Antarandolo, fiantsonana fiara mpitatitra iray ao Fianarantsoa, afak'omaly.
Hamaky ny tohinyManomboka ny volana Jona ho avy izao dia efa afaka alaina eny amin’ny Paositra Money ny vola fisotron-dronono.
Hamaky ny tohinyAnkoatran’ireo ahiahy mipetraka tany aloha raha nahita ny lokon-dranon’ny Jirama izay indraindray mavo be ary indraindray toy ny lokon-dranom-boamadilo na sokola dia hita ho niverina indray ny toy izany tato ho ato.
Hamaky ny tohiny