• Alarobia 03 Jona 2020
Sosialy.Fanolanana tao Mahavatse Toliara Fianakaviany akaiky ihany no nanimba ilay tovovavikely

Nitrangana fanolanana tao amin'ny Fokontany Mahavatse II, distrikan’i Toliara I ny 28 mey lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Sosialy.Tsena eny Analakely sy ny manodidina Hikatona avokoa ny 24 sy ny 25 jona izao

Ao anatin` ny fikarakarana ny fetin` ny fahaleovantena isika amin` izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Sosialy.Olan’ny Coronavirus Malagasy 1000 no mihitsoka any ivelany

Taorian` ny fanakatonana ny sisin-tany noho ny aretina coronavirus, maro ireo teratany Malagasy mihitsoka any ivelany: mpiasa manao iraka any ivelany, mpianatra, mpizahan-tany…

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Sosialy.Distrikan’Atsimondrano Vao ny antsasak’ireo kaominina no nahazo Tosika Fameno

Miditra amin’ny adiany fahadimy ao anatin’ny fihibohana isika eto amin’ny Faritra Analamanga sy ireo faritra hafa ahitana ny tsimok’aretina coronavirus ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Sosialy.Kaominina Ampitatafika Olona sahirana 2.000 isa nahazo fanampiana

Sambany no nisy olona an’arivony sahirana nahazo fanampiana indray miaraka tao anatin’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 02 Jona 2020
Sosialy.Vary avy any ivelany 16 000 taonina no efa nafarana

Faritra miisa 13 no mamokatra sy mamatsy ny vary eto Madagasikara amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
FTT